|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ranomanitra |
| Singan-teny | 2 rano, 3 manitra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Rano amboarina amin' ny zavamaniry misy fofona mantra ka atao amin' ny akanjo na hanosorana ny tena
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[rano manitra]
6 Eau-de-Cologne or any other scent.
[1.2] 7 perfume, toilet water [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 parfum
[1.8] 9 eaux de senteur ; le plus souvent aujourd'hui l'eau de Cologne du commerce [1.196] |
| Ohatra |
10 Amin' izay eo ny ranomanitra midofaka avy amin' ny faritra rehetra voakasik' ilay vehivavy.
[2.4]
11 Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy. [2.470] 12 Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy. [2.470] |
| Kamban-teny rehetra | 13 manao rano manitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|