Entry (1/2) | 1 ranomaso |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 rano, maso |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 7 23 words containing ranomaso |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Tsiranorano mivoaka avy ao anaty maso noho ny fihetseham-po be loatra, na fanaintainana ara-batana na ara-panahy |
Explanations in English |
9 [1.2] Tears. [Mal. Ayer mata.] 10 [1.7] tears |
Explanations in French |
11 [1.8] larmes 12 [1.405] [Sakalava-Mayotte] larme |
Examples |
13 [2.324] Mbola nisy ranomaso teny amin'ny tarehiny. |
Vocabulary |
14 Biology |
Analogs | 15 tomany, tany |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word ranomaso |
Entry (2/2) | 17 ranomaso |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 [1.78] [Taisaka]
vola fampiononana amin'ny fahoriana 20 [1.78] [Sihanaka] famangiana am-pahoriana (vola, lamba, ets.): manatitra ranomaso |
Anagrams | 21 amosoran, anosoram, manorosa, manosora, namosora, ranomaso |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |