|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ranombatsy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 songo, voalohandronono amin'ny tera-bao
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 colostrum, premier lait d'une accouchée
[1.13] |
| Voambolana | 5 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 6 ranombatsin-dronono |
| Teny iditra (2/2) | 7 ranom-batsy |
| Singan-teny | 8 rano, 9 vatsy |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 Gravies, sauces, buttermilk, etc., taken as condiments with the lunch on a journey.
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 12 antsambory, ranombatsy, ranom-batsy, 13 sinambotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|