|
|
|
|

Teny iditra1  ranombavaka
Singan-teny  2 rano, 3 vavaka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 (taloha) Rano fanafanana natao tao am-bava dia namafazana ny olona marary na ny olona handeha lavitra
6 (ankehitriny) Vavaka ombam-paniriana miloaka ny fo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [ranom-bavaka] 7 A blessing given to those who are going on a journey. [1.2]
Voambolana  8  Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12