|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rano vaky |
| Singan-teny | 2 rano, 3 vaky |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 rano mivily amin' ny tsy lalany noho ny fefiloha simba
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 An inundation from the bursting of an embankment
7 fig. a joining of many people to do some pressing work [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Un malheur public est comme l' eau qui brise les digues et déborde
[2.415#2657] |
| Fivaditsoratra | 9 Ovankary, rano vaky, 10 vakirano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|