|
|
|
|

Teny iditra1  ranovola
Singan-teny  2 rano, 3 vola
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Rano hafanaina ao anaty vilany mbola misy ampango ka atao fisotro eo am-pisakafoana, atao koa hoe ranon' ampango [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Same as ranon-ampango [1.2]
7 water added to partly burnt rice in the kettle, and served as a drink [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 de l'eau ajoutée au riz restant dans la marmite, et servie comme boisson [1.8]
9 (de rano : eau. et vola : l'argent). Boisson traditionnelle préparée en faisant bouillir de l'eau avec la croûte qui reste adhérente à la marmite, après la cuisson du riz. Expression proverbiale : Ranovola miandry am-panasina (= eau d'argent qui attend dans la marmite) ; au sens figuré : trésor qu'il n'y a qu'à prendre. Voir aussi ranonampango. [Merina] [1.196]
Ohatra  10  Nahazo alalana hivoaka izahay ankizy, nony nahalany ny voankazo sy nisotro ranovola. [2.332]
Voambolana  11  Haizavamaniry
Tsipelina hafa  12 ranon' ampango
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02