|
|
|
|

Teny iditra1  rantsanana
Fototeny  2 rantsana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tapahina ny rantsany: Rantsanana ny voaloboka eo amin' ny volana jiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be pruned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on élague [1.8, 1.196]
7 dont on coupe les branches [1.196]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17