|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rantsan-tongotra |
| Singan-teny | 2 rantsana, 3 tongotra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[rantsantongotra]
5 Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tongotra dimy, mifamaly amin' ny rantsantanana
6 Ireo rantsana folo amin' ny tongotra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 the toes
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 orteil
[1.4.fr#575] 9 les doigts du pied [1.8] |
| Voambolana | 10 Haiaina |
| Mpanahaka | 11 rantsantanana |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|