|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 raofia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 a palm. Same as maivanaty, fomby, and rofia
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 mauvaise prononciation de rofia
[1.3] 5 (rao veut dire rugueux et ne s'applique pas au rafia qui est lisse. 6 Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae). [Sakalava] [1.196] |
| Ohatra |
7 Ary ao avaratry Manjakamiadana no voavoatra hihaonana, ka nasieny raofia sy Voasary mamoa nentiny mbam-potony, ary voninkazo naravaka, ka nataony efajoro, ka nasiana tabolio ao anatiny, ka natao manodidina.
[2.59#]
|
| Voambolana | 8 Haizavamaniry: hazo palma |
| Tsipelina hafa | 9 rofia |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 11 afirao, 12 araofy, raofia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|