|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Rapatsalahy José Paul |
| Singan-teny | 2 Rapatsalahy, 3 José, 4 Paul |
| Sokajin-teny | 5 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Mpianatr' i "Bahut" (Lycée Galliéni) hatramin' ny farany izy,
7 ka rahefa nahazo ny Baccalauréat "Philo" dia toa efa "voasoratra" handimby an-drainy 8 teo amin' ny sehatry ny fanaovan-gazety. Nandia ny Sekoly Ambony momba ny "Journalisme" teto an-toerana, 9 nanohy izany tany Amerika, ary nandalina farany tany Paris. Ary dia tsaroana ny nandalovany taona 10 maromaro tao amin' ny Televisiona Malagasy, izay mbola teo am-piandohany tokoa tamin' izany 11 fotoana izany. Nisy marika napetrany tao... 12 Sady nidodi-doha nandray andraikitra teto amin' ny Imprimerie Takariva izy, 13 no toa mbola "voasoratra" ihany koa hamokatra tatara toa-an-drainy. 14 Dia tantara valo no vokatry ny fikirizany. [1.307] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|