|
|
|
|

Teny iditra1  rarana
Fototeny  2 rara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Sakanana, tsy avala: Rarana ny miditra ato
5 Rarana tsy handeha eto ny mpianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be prohibited, to be forbidden [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on interdit, défendu [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 tsy laitra rarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17