| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 ratraina | 
| Fototeny | 2ratra | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Asana ratra: Noratrain' io tsofa io ny zanako Ampitondraina alahelo: Noratrainao, hono, ny fony tamin' ny nandaozanao azy tampoka [1.1]  | 
| Ohatra | 
5 ratraina amin' ny marokoroko iny ny voan-katsaka mbola amin' ny taolany, avy eo kikisana amin' ny antsy.
[2.472] 
 | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Fivaditsoratra | 10 iratrana, 11 naitrara, 12 ratraina | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |