|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ratsimiseta Jasmina |
| Singan-teny | 2 Ratsimiseta, 3 Jasmina |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Ratsimiseta Jasmina (1890-1946) (Trézan)
[3.1] 6 mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra [2.313] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 publiciste d'une vaste culture, à la fois poète, journaliste et auteur dramatique
[1.11] |
| Voambolana | 8 Tantara: olona 9 Haisoratra: mpanoratra |
| Asa navoany |
10 Dobla efatra 11 Izay mananda no resy 12 Nofiko, hono! 13 Ny tsy amoizako azy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|