|
|
|
|

Teny iditra1  ratsy fiaina
Singan-teny  2 ratsy, 3 fiaina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 olona tsy menatra, tsy valahara, mpivaro-tena, mivelona amin' ny halatra sy ny hafetsifetsena isan-karazany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 qui a mauvais caractère, bourru, dont la conduite est peu régulière [1.3]
Tovy hevitra  7 ratsy fitondran-tena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12