|
|
|
|

Teny iditra1  ravana
Fototeny  2 rava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fongorina, levonina: Noravana ilay tamboho tetsy atsimo tetsy
5 Vahana, saratsarahina: Noravany aloha ilay famantaranandro mao namboariny indray
6 Alefa; asaina miparitaka, mihahaka: Noravana tamin' ny efatra ny mpianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be ruined; to be torn down; to be dismissed (of a meeting) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on démolit, qu'on détruit; qu'on lève (séance) [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ravana, 15 varana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17