|
|
|
|

Teny iditra1  ravarava
Fototeny  2 rava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 [duplicatif] [1.3#516]
Ohatra  5  ravarava sy maintin' ny paraky haniny kosa ny nifin' ny ato. [2.470#38]
6  Efa ravarava be ihany ny ankamaroan' ny trano sy ny fefy manodidina. [2.508#55]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12