Entry | 1 ravehivavy |
Part of speech | 2 noun |
Examples |
3 [2.324] Nikiakiaka sy nitaraina mafy ravehivavy, fa notrabarany ny antsy ao amin'ny feny. 4 [2.131] dia mamaly indray ravehivavy rehefa kelikely sasatry ny mandá lahy ka dia aoka hanaiky dia mitandray tanana izy roa dia mandeha tahaky ny lakana tsy voizina |
Elementary words | 5 ra-, vehivavy |
Morphology |
|
Proverbs | 8 Proverbs containing the word ravehivavy |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |