|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ravin'  ~  ravin-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe ravina
Ohatra  3  ary ny ravin' akondro malamaiama [2.69#232]
4  Hita koa izy omy ny ravin' ny Paraky [1.357#98]
5  Ravin-damba no nentiny avy any [2.117#64]
6  nasiana ravin-tapia kely ombieny ombieny [2.314#104]

Teny iditra (2/2)7  ravin    
Sokajin-teny  8  anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  9 hady nohazan' ny riaka [1.4#681]
10 hadin-driaka [1.66.mg#785]
11 fampana [1.13.mg#46]
12 hady [1.5.mg#131, 385]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12