|
|
|
|

Teny iditra1  ravindamba
Singan-teny  2 ravina, 3 lamba
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 lamba jerena amin' ny maha-fitambaran' ny kofehy -- tenany sy fahany -- mifampidipiditra: Aleo mividy ravindamba dia mampanjaitra izany ho akanjo, toy izay mividy akanjo efa vita [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 piece goods [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 pièce de tissus [1.8]
Ohatra  8  Raha tsy ireo olomahay ireo dia tsy ho nisy, na ny jiro manazava antsika amin' ny alina na ny ravindamba maro dia maro anaovan-tsika fitafiana. [2.332#]
9  Afa-tsy ny fitafiana izay matetika mbola ravindamba vita teto an-toerana ihany koa, dia vokatry ny tany avokoa ireo rehetra ireo, ka vola tsy hivoaka an'i Madagasikara ny vo)a nividianana azy. [2.503#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12