Entry | 1 raviravezana |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 raviravy |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Enti-milaza izay asiana zavatra mikirazorazo eo amboniny: Noraviravezana sabatra ny lohany ka tsy nahita tory izy na dia indray mipy maso aza Enti-milaza ny olona tiana hotaomina, amin' ny fampisehoana vola aminy |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |