|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ravo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana.
[1.1] |
| Ohatra |
4 olona izy, ka ravo fa tsy hadinon’ ny taranany, faly fa tsy very taolambalo:
[2.5]
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 8 ravoravo |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | ravo, 10 rova, 11 varo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|