|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 raza |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 razana, raibe sy renibe noho miakatra mbola velona
[Mahafaly]
[1.78] 4 razana; raibe [Tanosy] [1.78] |
| Voambolana | 5 Fifandraisana: fianakaviana |
| Teny iditra (2/2) | 6 raza |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 (appliqué à l'homme et aux animaux, le même mot veut dire la lignée). Jussiaea diffusa Forssk. (Onagraceae). Petite plante du bord des eaux, rampante.
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 9 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 11 Arza, raza, 12 Zara, zara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|