|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Razafiniaina Charlotte |
| Singan-teny | 2 Razafiniaina, 3 Charlotte |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Charlotte Razafiniaina, teraka tamin'ny 1894, dia mpanoratra fanta-daza tamin'ireo diam-peniny maro be tsy tambo isaina nisahana sampana maro:
6 poezia, tononkalo, teatra, fa indrindra hainteny sy tantara foronina. 7 Ny azo lazaina ho toetra mampiavaka ny soratr'i Charlotte Razafiniaina dia ny fitanana ny nentin-dRazana - tsy fitanana fe fitanana fotsiny fa tena fifikirana mihitsy [2.314] |
| Voambolana | 8 Tantara: olona 9 Haisoratra: mpanoratra |
| Asa navoany |
10 Eva malagasy 11 Mongon' entana tsy zanaky ny heriny 12 Sahondran' i Mamolakazo 13 Zahatra arendrintompo 14 1909 Ny tantaran' ilay savomanitra 15 1909 Ny tiana tsy mba zaraina 16 1917 Rota sy Naomy 17 1938/09/16 Ny rivotra an-kadilanana 18 1951/03/02 Ny fiaraha-monina 19 1958 Lamby nefa tsy rota : Tranainy nefa tsy simba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|