|
|
|
|

Teny iditra1  razandry
Singan-teny  2 ra-, 3 zandry
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavana ny zandrin' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 younger brother or sister (term of respect) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 frère ou soeur cadet (terme respectueux) [1.8]
Ohatra  8  Razoky va no manitra voan-kazo?
sa razandry no manitra ravin-kazo?
no dia manitra Andriana ny trano
tsy Razoky no manitra voan-kazo
tsy razandry no manitra ravin-kazo
fa ny fitia havana no be
[2.131]
Voambolana  9  Fifandraisana: fianakaviana 10  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17