|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rebareba
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3 traînant, long et ample comme une robe [1.3#519]
Ohatra  4  Tsaroako koa ny fitafiko lamba rebareba fa toa tsy dia manaja loatra [2.4#]
5  nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy [2.270#]
Kamban-teny rehetra  6 akanjo rebareba

Teny iditra (2/2)7  rebareba
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 akanjo na fitafiana lava be sy mitaritarika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 habit large, long, traînant [1.3#519]
Ohatra  11  Hitany aho, izaho, ilay pretra mitondra rebareba efa konka. [1.369#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09