|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  reboka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fihinanana an-kisesy amin-kasarotana na hatendana, famosibosehana
4 mieboebo, mirehareha amin' ny fandanilaniana, amin' ny firadaradana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 action de manger gloutonnement [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)19  reboka
Sokajin-teny  20  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  21 prodigue par vanité [1.3]

Fivaditsoratra  22 Bekora, 23 beroka, 24 boreka, 25 Keroba, 26 raboke, reboka, 27 robake

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17