|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 redareda |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Lelafo mirehi-be toa mahafinaritra ka maharitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the flaming of a fire
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 flamboiement du feu
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 20 deradera, redareda |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|