|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 refarefa |
| Fototeny | 2 refa |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mitaritarika amin' ny tany
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 22 refarefa |
| Fototeny | 23 refa |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 toetran' ny zavatra lava miramborambo ka mitaritarika amin' ny tany, ny zavatra mitarozaka ela loatra, ny masoandro madiva hilentika, ny olona mitaredretra
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|