|
|
|
|

Teny iditra1  rehetana
Fototeny  2 rehitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 velomina (afo):
5 Norehetako ny afo fa tsy nirehitra azon' ny lena ny kitay
6 asiana:
7 Norehetany tehamaina ilay karilahy fa namitaka azy [1.1]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17