|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rehoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra maditidity avoaka avy any an-tenda, indrindra raha marary voan' ny kohaka:
4 Tokony hangonina amin' ny tavy kely ny rehoky ny marary 5 Ny fitronan' ny omby resy an' ady na ny omby vonoina ka efa voakenda [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 24 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 25 haroke, 26 heroka, 27 horake, 28 koreha, rehoka, 29 rohake |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|