|
|
|
|

Entry1  relijiozy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Lehilahy na vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra, ao anatin' ny Fikambanana iray, mba hanasoa namana, hampianatra... ka manao voady telo: manokan-tena tsy hanambady mandra-pahafaty, tsy mitana vola manokana ho an' ny tena ary manaiky ny lehibe (Fiv. kat) [1.1]
Vocabulary  4  Religion and Liturgy

Updated on 2025/09/12