|
|
|
|

Teny iditra1  remby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fitadiavana, fihazana [Taisaka] [1.78]
4 haza, zavatra azo hohazaina: tongo-dava ahitan-dremby [Tanala] [1.78]
5 Biby samborina na enjehina hohanina; haza; zavatra azo amin' ny fihazana: Tsy vizahy ny mitatitra ny rembiny ny vitsika
6 Fihazana, fitadiavana haza: Remby mamy amin' ny voninkazo no asan' ny tantely. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 food gathered in the wilds [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 nourriture acquise par la chasse ou la cueillette [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  23  Toe-karena: hanina
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17