|
|
|
|

Teny iditra1  reniakoho
Singan-teny  2 reny, 3 akoho
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 a hen. [1.2]
Ohatra  6  Tsy miompy na omby iray aza, izy, reniakoho dimy na enina angamba no velomin-dRasana vadiny. [2.332#]
7  Aiza ery izy milaza ny fahaizako nifidy ny karazan' ondry tsara sy ny reniakoho manatody lava. [2.643#]
Voambolana  8  Haibiby: vorona 9  Toe-karena: fiompiana
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02