|
|
|
|

Teny iditra1  renikely
Singan-teny  2 reny, 3 kely
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Vehivavy vadin' ny ray nefa tsy niteraka ny tena, ny vehivavy mitaiza ny zanabadiny [1.1]
6 rafozam-bavy [Bezanozano] [1.78]
Ohatra  7  Nangoraka ny fon-jazavavy, zanaky ny renikely. [2.270#]
8  Teo ihany anefa ny renikely sasany, izay ratsy loha tamin-janaka tsy azy. [2.245#]
Voambolana  9  Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  10 rinikely
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 kelireny, 13 kely reny, renikely

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02