|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  reniomby
Singan-teny  2 reny, 3 omby
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 vache qui a vêlé [1.3]
Ohatra  6  Folo ihany ny ombinay : efa-dahy ombilahy mpiasa ary ombi-vavy enina, ka ny efatra reniomby fa ny roa vao vantony. [2.332]
7  Ary fantaro avokoa izay reniomby amin' ireo omby arivo mitaiza ireo, sy izay reniny amin' ireto vadiko aman-janako ireto. [2.69]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Voambolana  10  Haibiby: mampinono
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12  reniomby
Singan-teny  13 reny, 14 omby
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 (de re : perçu ; et omby : boeuf ; nom de plusieurs plantes toxiques, que les boeufs évitent soigneusement). Ce sont surtout : [Betsileo]
17 (1) Rhaphispermum gerardioides Benth. (Orobanchaceae). Signalé par Descheemaeker.
18 (2) Dialypetalum humbertianum E. Wimm. (Campanulaceae). Cette dernière riche en alcaloïdes non encore étudiée. Nom relevé en compagnie de M. Rakotoarisoa, pharmacien et maire d'Ambositra. [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09