|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 reniteny |
| Singan-teny | 2 reny, 3 teny |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 teny misy hevitra ampahafantarina (ohatra kapoka)
[1.1] 6 teny na hasin-teny misy hevitra entiny na dia mandeha irery aza [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 lexème
[1.13, 1.5] |
| Voambolana | 8 Haiteny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|