|
|
|
|

Teny iditra1  renivintana
Singan-teny  2 reny, 3 vintana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anarana omena ireo vintana efatra lehibe sady mahery, dia ny Alahamady, Asorotany, Adimizana ary Adijady.
6 Ireo renivintana ireo, amin' ny fanandroana izay anisana ny andro amin' ny iray volana, dia mitondra andro telo avy: vavany, vontony ary vodiny; oh. Vava alahamady, vonton' alahamady, vody alahamady [1.1]
Voambolana  7  Fotoana 8  Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17