|
|
|
|

Teny iditra1  reny anaka
Singan-teny  2 reny, 3 anaka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 vehivavy vady niterahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [renianaka] 6 épouse légitime dont on a eu des enfants [1.3#524]
Voambolana  7  Fifandraisana: fianakaviana
Tsipelina hafa  8 renianaka
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 renianaka, reny anaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02