|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  repirepy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 vembena, vezimbezina, rondrona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 action de tâtonner, de chanceler, de tituber, comme les ivrognes, les épileptiques après un accès [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (2/2)6  repirepy
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 toetran' ny olona miapanapana azon' ny tahotra mafy na alahelo lehibe sy fahasahiranana tsy eran' ny aina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 état de celui qui se déconcerte, qui se trouble par suite d’une forte réprimande, d’une grande affliction, d’une grande crainte [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  11  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19