|
|
|
|

Teny iditra1  rerahina
Fototeny  2 reraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Vahana dia borahana, ketrahina
5 Atao izay hahaosa azy, trotrahina
6 Lanina harena
7 Kivina, ketrahina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be made tired [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu’on affaiblit, qu’on épuise; qu'on relâche; qu’on ruine, qu'on décourage [1.3]
10 qu'on fatigue [1.8]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12