|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 retsidretsika |
| Fototeny | 2 retsika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fahatsiarovana ho misy mamolivoly na mandehandeha any apatin' ny tena any
5 Enti-milaza ny asa ataon' ny zavamananaina maro be indray mihetsika 6 Aretina mitsakotsako malefaka amin' ny faritra iray na maro. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 16 retsika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|