|
|
|
|

Teny iditra1  retsy
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Ifampiantsoan' ny vehivavy mitovy saranga: Avia, ray retsy, fa raofim-potsiny ny trondro eto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 ô vous, vous autres; employé qu'entre femmes
5 et uniquement pour appeler [1.20]
Ohatra  6  Izao retsy no izy a: [2.472]
Tovy hevitra  7 retsiana
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 2 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  9  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  retsy, 10 ritse, 11 Setrì, 12 setry, 13 tsery

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17