|
|
|
|

Teny iditra1  riatina
Fototeny  2 riatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampandosirina, aparitaka: Riato ireo zaza ireo fa mahasosotra
5 Rovitina ka heno mitsiaka ilay zavatra; tsiahina: "Noriatiny ny akanjony fa nanevateva an' Andriamanitra, hono, izy" [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on met en fuite, en déroute
7 qu'on a déchiré avec bruit [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 itarina, riatina, 13 tairina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12