|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rijarija |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Haavo na tsanganana maradona tsara, rajaraja.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Le port d'un arbre ; surtout quand ce port est élancé, élégant. On dit aussi firijarija.
[1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 7 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 8 jirajira, rijarija |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|