|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 rima |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitoviam-peo eo amin' ny teny roa hatreo amin' ny zanapeo farany misy tsindrimpeo no ho midina, ohatra: Asabotsy -- Rafotsy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 rime
[1.5] |
| Voambolana | 5 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) 6 Tononkalo |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 8 rima |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Nom également relevé dans les Îles de la Sonde et jusqu'en Nouvelle-Guinée par Sonnerat : Voyage en Nouvelle-Guinée, p. 99, tab. 57 à 60 (1776). Artocarpus incisus (Thunb.) L. f. (Moraceae). L'arbre à pain introduit et cultivé pour ses fruits comestibles après cuisson.
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 13 Rimà |
| Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 Rumah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 Ruma
[2.996] |
| Voambolana | 17 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 18 Toko sy andininy momba Rimà |
| Fivaditsoratra | 19 Amrì, 20 mary, 21 Mira, mira, 22 Myra, 23 ramy, rima, Rimà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|