|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 rimbana |
| Fototeny | 2 rimba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ravana, simbana
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9 fanarondrimbana |
| Teny iditra (2/2) | 10 rimbana |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 mitovy amin' ny rombina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 comme rombina
[1.3] |
| Tsipelina hafa | 14 rimbona, rombina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|