|
|
|
|

Teny iditra1  ringiringy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Toerana avo; ny eny an-kavoana misy hantsana
4 Teronterona
5 Rehareha, avonavona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Les grandes élévations, les hauteurs, les éminences
7 figuré: fierté, orgueil [1.3#535]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19