|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  riotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandehanana mafy, hazakazaka na fimaonana mafy [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)13  riotra
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Anaran-kazo tsy dia lehibe loatra, karazana mimoza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16 arbuste. Espèce de Mimosa [1.3]
17 (sens général : galop, course rapide ; allusion au fait que la plante croît surtout dans les mauvais pâturages ou le long des pistes où le bétail ne s'arrête pas). Mimosa asperata L. (Fabaceae). Plante souvent rampante et dont les aiguillons causent les égratignures de cicatrisation difficile, car elle est le plus souvent infectée du fait du passage fréquent des animaux. Espèce à éliminer des pâturages. [Sihanaka] [1.196]
Voambolana  18  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20 irotra, 21 oritra, riotra, 22 roatry, 23 roitra, 24 triaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09