|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 rire |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 sisin-tanety
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 flanc de montagne
[Taisaka]
[1.82] |
| Voambolana | 5 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (2/3) | 6 rire
![]() |
| Sokajin-teny | 7 anarana (lahy) |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 hehy, fihomehy, kikikiky, hanihany
[1.9] 9 hehy, fihomehezana [1.8] |
| Teny iditra (3/3) | 10 rire
![]() |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 mihohehy, mikikikiky, mihanihany, mitsiky
[1.9] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|