|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 riry |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Toetran' ny zavatra tsy misy raviny, ringitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Mot pris adjectivement ou substantivement :
[Merina]
5 - Plantes aphylles, sans feuilles. On emploie aussi mariry en tant qu'adjectif. 6 - Arbres à feuilles caduques, au moment où ils ont perdu leurs feuilles. [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 16 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 17 riririry |
| Teny iditra (2/3) | 18 riry |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Zavatra na hanina heverina ho maloto
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 21 riry |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 hantsana
[Taisaka]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|